Dikan'ny teny : aotrika

Hampiditra dikany vaovao
1 (otrika) mt.at. (aotreho): (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny uolako. • (voankazo) Atao amin'ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andauaka ireto akondro ireto. ~ Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miammila valopoio lahy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel