Dikan'ny teny : aparasaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (parasaka) mt, at, (aparasaho): Aparitaka, aely: Naparasany teo anoloanay ny'Lola iray hetsy. ? Aseho miharihary: Aparasaho àry ny hevitra hiaraha-midinika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel