Dikan'ny teny : apendina

Hampiditra dikany vaovao
1 (pendina) mt.fit. (apendeno): Entina mandoto, manisy pentina: Fotaka no napendiny ny lambako ka tsy manaiky aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel