Dikan'ny teny : apetraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (petraka) mt. at. (apetraho): Omena toerana, a-tao eo amin'ny toerana iray: Apetraho eo akaikinao eo ity zanako it?. Napetrany teo an-joron-trano ny tehiny. • h.o: Afindra amin'ny toerana iray: Napetraka tany Antomboka izy nony avy eo. ¶ M. h. tendrena. • Atao amin'ny tany: Apetraho izy fa vizana ianao. • Omena mba hotahirizina, ankinina: Vola telo alina no napetrany tamiko talohan'ny handehanany. • Alana, esorina, aongana: Napetraky ny Governemanta ilay mpanao raharaham-panjakana niasa tao. • (vady) Alefa, roahina, isaorana: Napetrany ny vadiny fa ratsy toetra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel