Dikan'ny teny : apololotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (pololotra) mt at. (apololory): Atao mipololotra, avala hivoaka be dia be: Napololotrany ny setro-tsigarany ka niala tsirairay ireo nipetraka teo akaikiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel