Dikan'ny teny : apondra
na boriky, biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely. Biby heverina ho vendrana na mafy loha. Ny olona antsoina hoe lohan'apondra dia olona mafy loha tsy mety ahitsy. Ahitsio
(22/03/2026 06:48 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha