Dikan'ny teny : aporotsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (porotsaka) mt. at. (aporotsahy): Alefa midi-na, atambotsotra: Aza aporotsaka tahaka izao ao an-damosinao ny zazakely. • Arotsaka: Aporotsaho ny vola fa aza mody maty eo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel