Dikan'ny teny : aposaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (posaka) mt, at. (aposaho): Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan'ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra. • Ambara: A-posaho ny heuitrao fa mihaino izahay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel