Dikan'ny teny : apotsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (potsaka) mt. at. (apotsahy na apotsaho): Alana, esorina hiala amin'ny toerany: Apotsaka ny maso mba hitsaboana azy. • Aroso mivoaka: Napotsany ny molony dia lasa izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel