Dikan'ny teny : apotsiatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (potsiatra) mt. at. (apotsiaro): Avoaka atao mifantsitstra:Nitso-drano anay i Dadabe ka toy izao no nataony: nasiany rano tao ambauany dia napotsiatrany teny aminay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel