Dikan'ny teny : arabo

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. Arabe) a,: Ny firenena monina amin'ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin'ny fahagolantany no efa nifandrafy ny A-rabo sy ny Israelianina. • p.t.: Mikasika an'i Arabia, an'i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin'ny teny malagasy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel