Dikan'ny teny : aradraradraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (radraradra) mt, at. (aradraradrao): Antsointsoina, lelalelaina: Aradraradraina hatraiza hatraiza ankehitriny ny fahadiovana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel