Dikan'ny teny : arahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (araka) mt, ih. (ara-ho): Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy. ~ Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao. 1 Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza i• t? fa arahiny izay rehetra ataon-drainy. • Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao. 1 Takina: Ny lova tamin'i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel