Dikan'ny teny : araika

Hampiditra dikany vaovao
1 (raika) mt, at. (araikeo, na areho): Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel