Dikan'ny teny : araikitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (raikitra) mt. at. (araiketo): Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: A-raiketo amin'ny rindrina it? sary it~. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin'ny riuotra. 1 h. o. : Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany. 1 Tapahina, vitaina, faxa-nana: Aoka haraikitra amin' izay it? raharaha ity fa efa nitarozaka ela loatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel