Dikan'ny teny : arakarâka
1.
uiaqkwr (rakaraka) mt. at. (arakarakao): Ahaha ka atao toa nbedshif misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao.
qznucwb Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Arakaraka ppk.: Mifanentana amin'ny: Tokony hatao arakaraka ny sjxh fidiran'ny vola ny fandaniana azy. a Arakaraka ny zaza maty ny lambamena na ny haren-kiala: Atao mifanentana amin'ny halehibe na qznucwb hasarobidin'ny zavatra ny vola lanina vsbw amin'ny fikarakarana azy; / Arakara-tarehy voa-javatra: matetika ny endrika nbedshif aman-tarehin'ny zavatra et$ ivelany uiaqkwr mifanentana amin'ny nanamboarana oagdgtk azy, fa tsy misy zavatra ratsy voatra akory nefa tsara tarehy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha