Dikan'ny teny : arakaraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (rakaraka) mt. at. (arakarakao): Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao. Ahitsio
2 ppk.: Mifanentana amin'ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran'ny vola ny fandaniana azy. a Arakaraka ny zaza maty ny lambamena na ny haren-kiala: Atao mifanentana amin'ny halehibe na hasarobidin'ny zavatra ny vola lanina amin'ny fikarakarana azy; / Arakara-tarehy voa-javatra: matetika ny endrika aman-tarehin'ny zavatra et$ ivelany mifanentana amin'ny nanamboarana azy, fa tsy misy zavatra ratsy voatra akory nefa tsara tarehy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel