Dikan'ny teny : aranana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Aranina (arana) mt ih. (arano): Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin'izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel