Dikan'ny teny : araraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (raraka) mt. at. (araraho): Alatsaka, akorotsaka, aely, ariana: Nararany teo antokonana ny rano tao an-tsinibe. ~ h.o,: Aza araraka an-tany ny anatra omen'i Dada sy Neny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel