Dikan'ny teny : arendrika

Hampiditra dikany vaovao
1 (rendrika) mt. at. (arendreho): Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: A-leo narendrika ilay sambo sa-tria entana halatra no tao anatiny. ? Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy. • Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity. • Taomina, vokisana hikomy: 01ona tsotra daholo no narendriny hikomy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel