Dikan'ny teny : arenina

Hampiditra dikany vaovao
1 (arina) mt. at, (are-no): Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana. ? A-tao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano. • Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel