Dikan'ny teny : arenireny

Hampiditra dikany vaovao
1 (renireny) mt, at (arenireneo): Asaina na avala mandeha atsy sy ary, avezivezy, avoivoy: Aza arenireny ny alikanao rahalina fa lasan' ny mpisambotra alika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel