Dikan'ny teny : arerarera

Hampiditra dikany vaovao
1 (rererera) mt, at. (arerarerao): Arefarefa, abarera: Voan'ny hala ilay vorona ka nampalahelo ny nijery azy fa narerarerany ny elany. Aza arerarera ity lambanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel