Dikan'ny teny : aretina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zava-mahazo mampangirifiry ny vatana. - F.-p.: Aretim-bflany: Anarana somary hatsikana ilazana ny hanoanana. / Areti-mifindra: aretina mety ho azon'izay mifanerasera na mifampikasoka amin'ilay marary. / Aretin'ny olona: aretina mamely ny ankabeazan'ny olona. ΒΆ M.h.: Aretina: rofy, sembana, tohatoha. /Areti-mifindra:aretin'ny olona, po-tany, safo-tany, tsy mampandry angady. * Rarazan'aretina: aretin'andoha, aretin-tenda, aretintratra, aretin'avokavoka, aretim-po, aretin-kozatra, aretin-kibo, aretim-bavafo, aretim-bavony, aretin'aty, aretin-tsinay, aretin-tsofina, areti-maso, aretin-koditra, aretin-tsaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel