Dikan'ny teny : arika

Hampiditra dikany vaovao
1 (riko) mt. fit. (arikao): Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: F retsy hazo boribory iretsy arika an'it? rambaramba ity. Ahitsio
2 a: Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin'ireto teny ireto: Maty arika: Fatra-panadino zavatra; Velona arika: Mahatsiaro, mahatadidy zavatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel