Dikan'ny teny : arina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fitrakana, fipetraka na fijoro tsara tsy mihilana na mirons. é t.i.f.: Arenina, voarina, ta-farina I miarina, fiarina, mpiarina / iarenana, fiarenana I manarina, fanarina, mpanarina I anarenana, fanarenana ) maharina. Ahitsio
2 a.: Sisa amin'ny hazo izay nodorana tsy avala hisY lelafo na ho zary lavenona ka tonga vongana azo arehitra mivaivay. - t.i.f.: Manarina. - F.-p.: Kitay arina / Afon' arina. / Arim-bilany: ny arina mipetaka amin'ny vohon' ny vilany. I Mainty ohatra ny arim-bilany: mainty ngizina. I Arin-taolana: arina avy amin'ny taolana nodorana, ka ampiasaina ho fanadiovana ny siramamy avy amin'ny ranom-pary. * ohab.: Izay akaiky vilany feno arina: raha misy toe-javatra mampalahelo na manahirana ao amin'ny fianakaviana, dia izay eo akaiky tratra antso no voalohany andrian' ny adidy (ny mifamaly amin' it? ohab, ity kosa dia toa ilay manao hoe: Afo lauitra tsy azo amindroana). / Mijery arina an-taua: mahita kilema na hadisoana ataon'ny na-mana, nefa dia tsy miteny akory mba hananatra azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel