Dikan'ny teny : arindra

Hampiditra dikany vaovao
1 (rindra) mt. at. (arindrao): Alahatra tsara, alamina, alanto: Arindrao tsara aloha ny tetika uao miroso amin'ny raharaha. 1 Atao mifanaraka, avitrana: Arindra ny fihavanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel