Dikan'ny teny : arindrano

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazandamba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon'ny 3etsileo amin'ny landy sy landihazo. Fitafy amin'ny andro malaza ny arindrano fahizay ka ny lehilahy lehibe na mpanankarena no manao azy. --da Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel