Dikan'ny teny : aringana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ringana) mt, ut. (aringano): Atao maty daholo, aripaka, vonoina: Olona telonjato no naringan'ny fahavalo tao anatin'ny adiny iray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel