Dikan'ny teny : aripaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (ripaka) mt. at. (aripaho): Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka roua. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin'ny taona 1919 ka izaitratra no maty. ~ Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahaualo ny olona nipetraka tamin'ireo trano ireo. ~ Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel