Dikan'ny teny : arira

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan'angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa e-fa nova be ihany ka tsy azo inoana aralia ny tarehy isehoany ankehitriny (oh. Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). - t.i.f.: Ariraina, voarira / manarira, fanarira, mpanarira I anarirana, fanarirana I miarira, fiarira, mpiarira l iarirana, fiaxirana I maharira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel