Dikan'ny teny : arisarisa

Hampiditra dikany vaovao
1 (risarisa) mt. at. (arisarisao): Atao mitaredretra, lazoina, arirarira; Narisarisany teny ny raharaha, ka, farany, tsy vita mihitsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel