Dikan'ny teny : aritra

Hampiditra dikany vaovao
1 mt, ih. ft.: Zaka, lefitra, toha: Tsy aritro intsony ny ataon'ny mpampiasa ahy ka hiala aho. - t.i.f.: Miaritra, fiaritra, mpiaritra / iaretana, fiaretana / maharitra / aharetana, faharetana. ~ F.-p.: Mahari-pery: Manankerimpo hizaka izay mahazo, izay mihatra:Mahari-pery ny Malagas y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel