Dikan'ny teny : armonia

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. harmonium) a: Zavamaneno misY fitendrena tsindriana amin'ny rantsantanana izay mamoaka feo sa-tria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan'ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin'ny tongotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel