Dikan'ny teny : aroloha

Hampiditra dikany vaovao
1 (Tsm) a.: Fombantolona omby iray toy izao: miforitra eo an-tsefaky ny tandroka ny tena ka ny tanana roa mihazona ny hatoky ny omby ary ny tongotra roa mangeja ny vavany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel