Dikan'ny teny : aronjina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ronjina) mt. at. (aronjeno): Atosika maherihery ka mianjera: Naronjiny aho ka saika potroka tany an-kady raha tsy nahafikitra tamin'ny ahitra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel