Dikan'ny teny : aroso

Hampiditra dikany vaovao
1 (roso) mt. at. (arosoy): Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin'izao ny vary. ? Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra ~ Entina: Naroso tamin'ny fitsarana ny adinay. 1 Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovanafanadinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel