Dikan'ny teny : arovana

Hampiditra dikany vaovao
1 (aro) mt. ih. (arovy): Tandremana sao misY marnely na manimba: Arovan'ny miaramila andro aman'alina ny tranon'ny Filoha fa matahotra izy. ? Sakanana, rarana: Arovany tsy avelany hivoaka ny vadiny. ? Alofana: Arovan'ny satroka amin'ny hainandro ny loha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel