Dikan'ny teny : arsidiosezy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. archidiocèse) a: (Fiv. kat.) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo amin'ny renivohitry ny arsidiosezy dia antsoina hoe arseveka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel