Dikan'ny teny : arzantinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. Argentine) a.: Ny tompon-tany any amin' ny tanin'i Arzantina (Amerika atsimo indrindra): Manankarena solitany sy tenondamba ny Arzantinina. ~ p.t.: Momba an'i Arzantina, an'ny Arzantina na avy any Arzantina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel