Dikan'ny teny : asabotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina: fitomaniana ny maty, fanaovana ny famoizana sy afana. * ohab.: Zomà tsy hendry ka asabotsy vao fiharatra: Manao zavatra tsy araks ny fotoanany avy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel