Dikan'ny teny : asadika

Hampiditra dikany vaovao
1 (sadika) mt. at. (asadikao): Atao misadika na ahodidina ny valahana, dia aiditra amin'ny elakela-pe toy ny salaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel