Dikan'ny teny : asafaty

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ats.) a: Fetin'ny maty izay atao isan-taona, nefa koa indrafndray isan-droa na telo tanna, ho an'ireo rehetra maty nandritra izay fepotoana izay; izay nanaovana asafaty ihany no mahazo miditra amin'ny fasana xaikitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel