Dikan'ny teny : asafelika

Hampiditra dikany vaovao
1 (felika) mt, at. (asafeleho): Atao miolaka, atao misafelika: Aza asafelika any aoriana any ny tananao rehefa mandray zauatra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel