Dikan'ny teny : asaha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ompa, fanompana, ozona, fanirian-dratsy hihatra amin'ny sasany. ¶ M,h.: fanozonana, ozona, fanompana, ompa, fisahatoana, sahato, fisarikoana, sariko, fanasahana. i t.f.f,: asahaina 1 manasaha, fanasaha 1 fanasahàna, anasahàna 1 mahasaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel