Dikan'ny teny : asaika

Hampiditra dikany vaovao
1 (saika) mt. at. (asaiho): Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa ny siny mihitsy asaika ao anaty rano; tsy ampy toy inona dia ho feno ny sininao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel