Dikan'ny teny : asaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (asa) mt. ih. (asao): Angantahina ho tonga amin'ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain'idadabe nisakafo tany aminy izahay tamin' ny taom-baovao. 1 Didiana, omena teny: Nasain'ny fanjakana nanao lalana ny fokonolona ~ Tarihina, tao-mina, amporisihina: Nasainy nanaja ny mpiray monina ny zanany. Ahitsio
2 (asa) mt. at. (asao): Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain'iza re ity antsy ity no nanjary naranitra aoko izany e! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel