Dikan'ny teny : asakobona

Hampiditra dikany vaovao
1 (sakobona) mt. fit. (asakobony): Entina hanafenana anaty zavatra, asarona: Inona no hasakobona ity vilia fa mahamenatra? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel