Dikan'ny teny : asanda

Hampiditra dikany vaovao
1 (sanda) mt, at (asandao): Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy mitovy vidy: Inona àry no hasandanao raha hatakaloko an'ity kiraro vao it? iny satrokao efa nanaovana iny? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel