Dikan'ny teny : asandrahaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sandrahaka) mt. at. (asandrahafo): Avela hirantsandrantsana, hisampantsampana. ~ Avela hivelatra fa tsy hifintina: Aza asandrahaka ohatra izao io fehezamboninkazo io, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel